plt_tq/2ch/09/13.md

8 lines
367 B
Markdown

# Hoatrinona ny sandan'ny volomena tonga teo amin'i Solomona tao anatin'ny heritaona?
Ny lanjam-bolamena tonga teo amin'i Solomona tao anatin'ny heritaona dia talenta 666.
# Iza no nitondra ny volamena tamin'i Solomona?
Ireo mpandraharaha, ireo mpivarotra, ireo mpanjaka rehetra an'ny Arabi ary ireo governoran'ny firenena no nitondra ny volamena tamin'i Solomona