forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
326 B
Markdown
4 lines
326 B
Markdown
# Nahoana no nentin'i Solomona nivoaka ny tanànan'i Davida nankany amin'ilay trano namboariny ho azy ny zanaka vavin'i Farao?
|
|
|
|
Nentin'i Solomona nivoaka ny tanànan'i Davida ho any amin'ny trano izay namboariny ho azy ny zanaka vavin'i Farao, satria ny fiaran'ny faneken'i Yaveh tao amin'ny tanàna ary toerana masina izany.
|