forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
441 B
Markdown
8 lines
441 B
Markdown
# Nahoana i Yaveh no nisafidy sy nanokana ny tranony?
|
|
|
|
Yaveh nisafidy sy nanokana ny tranony mba hitoeran'ny anarany eo mandrakizay.
|
|
|
|
# Inona no fifanarahana navoakan'i Yaveh ho an'ny vahoakan'Israely hiaonana mba ho an'ireo taranak'i Davida ho eo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakany mandrakizay?
|
|
|
|
Yaveh nilaza fa ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy hankatò ireo rehetra izay nandidiany azy ireo ary ny hitandrina ireo didy aman-dalàny.
|