forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
321 B
Markdown
4 lines
321 B
Markdown
# Nahoana i Solomona no afaka nandefa ireo vahoakan'Israely nody tany an-tranon'izy ireo tam-piravoravoana sy tamin-kafaliam-po taorian'ny firavoravoana.
|
|
|
|
Nalefan'i Solomona nody tam-piravoravoana sy tamin-kafaliam-po ireo olona noho ny hatsarana izay efa nasehon'i Yaveh tamin'i Davida, Solomona, ary Israely vahoakany.
|