forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
336 B
Markdown
4 lines
336 B
Markdown
# Inona no tokony hataon'i Yaveh rehefa misy vahiny mangataka aminy raha vao tonga izy ka nivavaka teo anatrehan'ny tanon'i Yaveh?
|
|
|
|
Tokony ataon'i Yaveh izay nangatahan'ny vahiny taminy mba hafahan'ny vondron'olona rehetra eo amin'ny tany mahalala ny anaran'i Yaveh, matohtra Azy, ary mahalala ny trano izay nantsoina tamin'ny anarany.
|