forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
405 B
Markdown
4 lines
405 B
Markdown
# Inona tamin'ireo fifanarahana sasany no nilain'ny vahoakan'Israely tamin'i Yaveh mba hiainoana ny vavak'izy ireo sy ny famelàna azy ireo tamin'ny fahotany?
|
|
|
|
Nila an'i Yaveh mba hiaino ny vavak'izy ireo ny vahoaka rehefa nisy mosary, areti-mandringana, fahamainan'ny vary na maty fotsy, valala na sompanga, ehefa manafika ny vavahadin'ny tanàna ireo fahavalo, na nisy areti-mandringana na faharariana.
|