plt_tq/2ch/06/12.md

4 lines
221 B
Markdown

# Ahoana ny fomba nijoroan'i Solomona teo anoloan'ny alitaran'i Yaveh?
Nijoro teo amin'ny sehatra varahina i Solomona, nandohalika teo anoloan'ny fiangonan'Israely rehetra, ary naninjitra ny tanany manoloana ny lanitra.