plt_tq/2ch/04/11.md

4 lines
211 B
Markdown

# Inona no asa vitan'i Hirama ho an'i Solomona mpanjaka tao amin'ny tranon'Andriamanitra?
Vitan'i Hirama teo amin'ny andry roa ny asa, ireo lovia, fitoeran'ny haingo makarakara, ary ampongabendanitra efa-jato.