plt_tq/2ch/02/13.md

4 lines
316 B
Markdown

# Nahoana Hirama no nandefa an'i Horamaby tamin'i Solomona?
Nandefa an'i Horamaby Hirama satria izy nanam-pahaizana tamin'ny asa fanaovam-bolamena, volafotsy, varahina, vy, vato, ary amin'ny hazo, sy amin'ny volomparasy, manga, volon'ondry jaky, ary rongony fotsy tsara toy fanaovana ireo karazana sikotra rehetra.