plt_tq/2ch/01/08.md

8 lines
553 B
Markdown

# Nahoana i Solomona no nangataka tamin'i Yaveh mba hanome azy fahendrena sy fahalalana?
Nangataka tamin'i Yaveh i Solomona mba hanome fahendrena sy fahalalana azy mba afahany mitondra ireo vahoakan'Israely izay maro an'isa.
# Nahoana no nomen'Andrimanitra fahendrena sy fahalalana i Solomona?
Nomen'Andriamanitra fahendrena sy fahalalana i Solomona satria izy tsy mba nangataka ho amin'ny harena, fananana, voninahitra, ny fatin'ireo izay nankahala azy na fiainana maharitra ho an'ny tenany, fa ny fanampian'Andriamanitra nanjaka teo amin'ny olony.