# Inona avy ireo toetra mampiavaka ireo vehivavy tia an'Andriamanitra?
Ireo vehivavy tia an'Andriamanitra dia mendrika, tsy manendrikendrika, mandanjalanja ary mahatoky amin'ny zavatra rehetra.