forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
448 B
Markdown
8 lines
448 B
Markdown
# Inona ireo zavatra izay nolazaina momban'ny Timoty izay neken'i Paoly?
|
|
|
|
Nanaiky ny faminaniana natao momban'i Timoty i Paoly, mikasika ny ady tsaran'i Timoty izay vita miaraka amin'ny finoana sy ny feon'ny fieritreretana tsara.
|
|
|
|
# Inona no ataon'i Paoly tamin'ireo olona izay nandà ny finoany sy ny feon'ny fieritreretana tsara ary ny nanao sambo vaky ny finoany?
|
|
|
|
Nomen'i Paoly an'i Satana izy ireny mba hampianarana azy ireo tsy hiteny ratsy.
|