forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
409 B
Markdown
8 lines
409 B
Markdown
# Nahoana i Paoly no milaza fa ny andron'ny Tompo dia tsy tokony hahatratra azy ireo tampoka tahaka ny mpangalatra?
|
|
|
|
Satria ireo mpino dia tsy anaty haizina, fa zanaky ny hazavana, ny andron'ny Tompo dia tsy tokony hahatratra tampoka azy ireo tahaka ny mpangalatra.
|
|
|
|
# Inona no nasain'i Paoly ataon'ireo mpino manoloana ny fahatongavan'ny andro?
|
|
|
|
Nilaza tamin'ireo mpino i Paoly mba hiambina sy hahonon-tena.
|