plt_tq/1th/03/01.md

8 lines
257 B
Markdown

# Inona no nataon'i Paoly, na dia hitoetra irery ao Atena aza izy?
Paoly nandefa an'i Timoty mba hampatanjaka sy hankahery ireo mpino any Tesalonika.
# Inona no nolazain'i Paoly fa naha-voatendry azy?
Paoly dia nilaza fa voatendry amin'ny fahoriana izy.