plt_tq/1sa/30/11.md

4 lines
198 B
Markdown

# Inona no nahazo an'ilay lehilahy Egyptiana izay hitan'i Davida sy ny olony teny am-panenjehana an'ireo Amalekita?
Tsy mba nihinana mofo na nisotro rano nandritra ny telo andro sy telo alina izy.