plt_tq/1sa/25/37.md

4 lines
207 B
Markdown

# Inona no nanjo an'i Nabala ny maraina rehefa niresaka taminy i Abigaila?
Nilofika tao anatiny ny fony, ary nanjary toy ny vato izy, ary folo andro taty aoriana dia namely an'i Nabala i Yaveh ka maty izy.