plt_tq/1sa/24/05.md

4 lines
222 B
Markdown

# Nahoana i Davida no tsy namela ireo olony hamely an'i Saoly, fa namela azy handao ny zohy am-pilaminana?
Nampahory azy ny fon'i Davida ary nahatsapa izy fa tsy ho tian'i Yaveh ny hanisiany ratsy ilay voahosotr'i Yaveh.