plt_tq/1sa/20/12.md

4 lines
215 B
Markdown

# Nahoana i Jonatana no te hampahafantatra ny valin-tenin-drainy tamin'i Davida ary handefa azy lavitra?
Nampanantena ny hampahafantatra izany tamin'i Davida i Jonatana mba hahafahan'i Davida mandeha am-piadanana.