plt_tq/1sa/17/25.md

4 lines
206 B
Markdown

# Inona no hataon'ny mpanjaka amin'ny ankohonan-drain'ilay lehilahy izay namono an'i Goliata?
Homen'ny mpanjaka harena be ilay lehilahy ary hafahany amin'ny fandoavan-ketra ao Israely ny ankohonan-drainy.