plt_tq/1sa/14/29.md

4 lines
245 B
Markdown

# Ahoana no fitsikeran'i Jonatana ny fianianana nataon-drainy?
Nambaran'i Jonatana fa raha afaka nihinana malalaka tamin'ny tantely sy tamin'izay voaroba tamin'ny fahavalony ny olona, dia ho nisy famonoana lehibe kokoa teo amin'ireo Filistina.