plt_tq/1sa/12/22.md

8 lines
349 B
Markdown

# Inona no teny fampiononana nomen'i Samoela ny vahoakan'Israely?
Nampionona ny vahoakan'Israely i Samoela tamin'ny filazana tamin'izy ireo fa tsy handà azy ireo Yaveh.
# Inona no hevitra tapak'i Samoela hatao amin'Israely?
Nanapa-kevitra ny hampianatra ny vahoaka ny lalana izay tsara sy marina izy, ary tsy hitsahatra ny hivavaka ho azy ireo.