plt_tq/1sa/10/11.md

4 lines
198 B
Markdown

# Nahoana ny olona no nanontany tena raha isan'ireo mpaminany i Saoly?
Nanontany tena ny olona raha isan'ny mpaminany izy satria hitan'izy ireo naminany niaraka tamin'ny iray tamin'ireo mpaminany.