plt_tq/1sa/09/20.md

4 lines
231 B
Markdown

# Ahoana no nanairan'i Samoela an'i Saoly tamin'izay nolazainy?
Na dia avy amin'ny fianakaviambe izay kely indrindra tamin'ny fokon'i Benjamina aza i Saoly, dia teo aminy sy ny ankohonan-drainy avokoa ny fanirian'Israely rehetra.