plt_tq/1sa/09/09.md

4 lines
236 B
Markdown

# Inona no nanontanian'i Saoly sy ny mpanompony tamin'ilay vehivavy izay nivoaka hanovo rano?
Nanontanian'i Saoly sy ny mpanompony raha tao an-tanàna ilay mpahita mba hahafahan'izy ireo mitady ny fahalalana ny sitrapon'Andriamanitra.