plt_tq/1sa/05/01.md

4 lines
247 B
Markdown

# Ahoana no nahitan'ny olona an'ilay sampy Dagona ny andro manaraka taorian'ny nitondran'ireo Filistina ny fiaran'Andriamanitra tao an-tranon'i Dagona?
Hitan'izy ireo nianjera niankohoka teo amin'ny tany teo anatrehan'ny fiaran'i Yaveh i Dagona.