plt_tq/1sa/02/31.md

4 lines
185 B
Markdown

# Inona no nambaran'i Yaveh fa hitranga amin'ireo lehilahy ao amin'ny fianakaviany?
Nambaran'i Yaveh tamin'i Ely fa ho faty ireo lehilahy rehetra teraka tao amin'ny fianakavian'i Ely.