plt_tq/1ki/22/34.md

4 lines
224 B
Markdown

# Ahoana no nahazoan'i Ahaba ratra be tamin'ny ady tany Ramota Gileada?
Nisy miaramilan'i Syria iray nandefa kisendrasendra ny zana-tsipìkany ary nahavoa ny mpanjakan'i Israely teo anelanelan'ireo fiarovan-tratrany izany.