# Iza no nantsoin'ny mpanjakan'Israely miaraka mba hikatsaka ny sitrapon'i Yaveh amin'ity tranga ity?
Ny mpanjakan'Israely dia nampivory ireo mpaminany, lehilahy 400, ary nanontany azy ireo momban'ny fananganana ady amin'i Arama.