plt_tq/1ki/21/05.md

4 lines
201 B
Markdown

# Iza no niteny tamin'i Ahaba mba hitsangana avy teo am-pandriana, hihinan-kanina, ary hifaly?
Jezebela, ny vadin'i Ahaba, no niteny taminy mba hiala avy teo am-pandriana, hihinan-kanina, ary hifaly.