forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
360 B
Markdown
4 lines
360 B
Markdown
# Inona no nolazain'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjakan'Israely mahakasika ireo Arameanina?
|
|
|
|
Niteny ilay lehilahin'Andriamanitra satria ireo Arameanina dia niteny an'Andriamanitra ho andriamanitr'ireo havoana ary tsy andriamanitrin'ny lohasaha, Andriamanitra dia nandeha tamin'ny toeran'ireo tafiky ny Arameanina teo an-tanan'ny mpanjakan'Israely.
|