forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
553 B
Markdown
8 lines
553 B
Markdown
# Inona no hafatra nentin'ireo mpaminany tamin'ny mpanjakan'Iseraely?
|
|
|
|
Ny mpaminany dia niteny tamin'ny mpanjakan'Israely fa ny mpanjakan'i Arama dia hiverina hanohitra azy ireo indray, ka hamapatanjaka ny tenany ny Israely ary hitetika izay ho ataon'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nomen'ireo mpanompon'ny mpanjakan'i Arama ho antony ho an'ny herin'ny Israely tao amin'ny ady noho ireo Arameanina?
|
|
|
|
Ireo mpanompon'ny mpanjakan'i Arama dia niresaka taminy fa Israely dia nahery noho ireo Arameanina, satria ny andriamanitr'izy ireo dia andriamanitr'ireo havoana.
|