plt_tq/1ki/18/22.md

4 lines
253 B
Markdown

# Inona no tolo-kevitra nentin'i Elia teo anatrehan'ireo vahoaka?
Elia dia nilaza fa ny mpaminan'i Bala sy ny tenany dia samy hiantso ny andriamanitr'izy ireo mba hihinana ny soron-ombilahy natao tamin'ny afo mba hanoporofoana izay tena andriamanitra.