# Inona no hafatra ratsy nangatahan'i Elia an'i Obadia ho lazaina amin'i Ahaba?
Elia dia nangataka an'i Obadia hilaza amin'i Ahaba fa "i Elia dia eto."