# Inona no nataon'ilay mpaminany antitra tamin'ny vatan'ilay lehilahin'Andriamanitra?
Nentin'ilay mpaminany antitra ny vatan'ilay lehilahin'Andriamanitra ka naleviny tao amin'ny fasany.