plt_tq/1ki/13/06.md

8 lines
442 B
Markdown

# Inona no nitranga rehefa nivavaka tamin'i Yaveh momba ny tanan'i Jeroboama ilay lehilahin'Andriamaniatra?
Rehefa nivavaka tamin'i Yaveh ilay lehilahin'Andriamanitra; dia niverina tamin'ny laoniny ny tanan'ny mpanjaka ary lasa toy ny tamin'ny teo aloha.
# Inona no nolazain'ny mpanjaka tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra?
Ny mpanjaka dia nilaza tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra hoe: "Andao hody miaraka amiko dia homeko valisoa ianao."