plt_tq/1ki/12/16.md

8 lines
352 B
Markdown

# Inona no nolazain'ny Israely rehetra rehefa hitan'izy ireo fa tsy nihaino azy ireo ny mpanjaka?
Hoy ny Israely rehetra: "Tsy manana lova ao amin'ny zanaka lahin'i Jese izahay; mandosira ny lainareo."
# Teo amin'ny olona inona i Rehoboama no lasa mpanjaka?
Rehoboama dia lasa mpanjaka teo amin'ny olon'Israely izay nitoetra tao an-tanànan'i Joda.