forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
360 B
Markdown
8 lines
360 B
Markdown
# Iza no nanainga ny tanany hanohitra ny mpanjaka?
|
|
|
|
Jeroboama zanaka lahin'i Nebata no naninjitra ny tanany hanohitra ny mpanjaka.
|
|
|
|
# Nahoana i Jeroboama no nanainga ny tanany hanohitra ny mpanjaka?
|
|
|
|
Jeroboama zanaka lahin'i Nebata dia nanainga ny tanany hanohitra ny mpanjaka satria izy dia nanangana an'i Milo ary nanamboatra ny mandan'ny tanànan'i Davida.
|