|
# Avy taiza no nitondran'i Solomona ireo mpitaingin-tsoavaliny?
|
|
|
|
Ireo mpitaingin-tsoavalin'i Solomona dia nentina avy any Egypta sy Silisia.
|
|
|
|
# Hoatrinona avy ny vidin'ireo kalesin'i Solomona?
|
|
|
|
Ny vidin'ireo kalesy dia sekely volafotsy eninjato isakin'ny volafotsy.
|