plt_tq/1ki/10/21.md

8 lines
366 B
Markdown

# Vita amin'inona ny kaopy fisotron'ny mpanjaka ao amin'ny lapan'ny alan'ny Libanaona?
Ny kaopy fisotroana tao amin'ny Lapan'ny Alan'i Libanona dia vita tamin'ny volamena tsy misy fangarony.
# Inona no nentin'ireo andian-tsambo isqky ny telo taona?
Isaky ny telo taona ireo andian-tsambon'ny mpanjaka dia nitondra volamena, volafotsy, ivory, ary rajako sy gidro.