plt_tq/1ki/10/16.md

8 lines
395 B
Markdown

# Firy ny apinga lehibe vita amin'ny volamena voatefy namboarin'i Solomona mpanjaka?
Solomona mpanjaka dia nanao ampinga lehibe roanjato vita tamin'ny volamena voatefy.
# Taiza no nametrahan'i Solomona mpanjaka ny apinga telonjato vita tamin'ny volamena voatefy.
Solomona mpanjaka dia nametraka apinga telonjato vita tamin'ny volamena voatefy tao amin'ny lapa tany amin'ny alan'ny Libanaona.