plt_tq/1ki/09/01.md

4 lines
189 B
Markdown

# Taorian'ny nahavitan'i Solomona ny fananganana ny tranon'i Yaveh, dia inona no nataon'i Yaveh?
Rehefa nahavita ny tranon'i Yaveh i Solomona, dia niseho tamin'i Solomona fanindroany Izy.