plt_tq/1ki/08/54.md

4 lines
228 B
Markdown

# Inona no nataon'i Solomona taorian'ny nahavitany ny vavakany sy ny fangatahany rehetra tamin'i Yaveh?
Taorian'ny nahavitany ny vavakany, dia nitsangana i Solomona ary nitso-drano ny vondron'Israely rehetra tamin'ny feo mafy.