plt_tq/1ki/08/39.md

4 lines
251 B
Markdown

# Nahoana i Solomona no nangataka tamin'i Yaveh hiaino avy eny an-danitra ka hamela ny fahotan'ny olona?
Solomona dia nangataka tamin'i Yaveh mba hamela heloka ny vahoaka mba hatahoran'izy ireo Azy amin'ny andro rehetra hiainan'izy ireo eto an-tany.