forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
383 B
Markdown
8 lines
383 B
Markdown
# Nahoana i Solomona no nanangona ireo mpitarik'i Israely teo anatrehany?
|
|
|
|
Solomona dia nanangona ireo mpitarik'i Israely hitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh hiakatra avy any amin'ny tanànan'i Davida.
|
|
|
|
# Iza no navondrona teo anatrehan'i Solomona mpanjaka tao amin'ny lanonana?
|
|
|
|
Ny lehilahin'Israely rehetra dia navondrona teo anatrehan'i Solomona mpanjaka tao amin'ny lanonana.
|