plt_tq/1ki/07/13.md

4 lines
155 B
Markdown

# Iza no tonga niasa tamin'ny varahina ho an'i Solomona mpanjaka?
Hirama no tonga avy any Tyro niaraka tamin'ny varahina hiasa ho an'i Solomona mpanjaka.