plt_tq/1ki/04/32.md

8 lines
256 B
Markdown

# Firy ny ohabolana sy hira nanan'i Solomona?
Nanana hira telo arivo izy ary dimy amby arivo ny ohabolana.
# Hatraiza ny olona no tonga nandre ny fahendren'i Solomona?
Ny olona dia tonga avy amin'ny firenena rehetra mba handre ny fahendren'i Solomona.