plt_tq/1ki/04/29.md

8 lines
265 B
Markdown

# Inona no nomen'Andriamanitra an'i Solomona?
Andriamanitra dia nanome fahendrena lehibe sy fahazavain-tsaina tahaka ny fasika eny an-dranomasina an'i Solomona.
# Hatraiza ny lazan'i Solomona no hita?
Ny lazan'i Solomona dia hita nanodidina ny firenena rehetra.