forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
601 B
Markdown
12 lines
601 B
Markdown
# Inona no nolazain'ilay vehivavy voalohany tamin'i Solomona mpanjaka?
|
|
|
|
Ilay vehivavy voalohany dia nilaza ny hanomezana ilay zaza velona amin'ilay vehivavy faha roa ka tsy hamono azy.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'i Solomona mpanjaka ho atao amin'ilay zaza velona?
|
|
|
|
Solomona dia nilaza ny hanome ilay zaza velona amin'ilay vehivavy voalohany ka tsy midika hoe hamono azy.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ny Israely rehetra rehefa ren'izy ireo ny fitsaràna izay nomen'ny mpanjaka?
|
|
|
|
Ny Israely rehetra dia natahotra ny mpanjaka satria itan'izy ireo ny fahendrena izay nomen'Andriamanitra azy amin'ny fanomezana fitsaràna.
|