plt_tq/1ki/03/13.md

8 lines
413 B
Markdown

# Andriamanitra ve dia hanome zavatra izay tsy nangatahan'i Solomona?
Eny, Andriamanitra dia nanome ireo harena sy voninahitra mitambatra an'i Solomona.
# Inona no hilain'i Solomona mpanjaka ho atao mba hahatonga an'Andriamanitra hanalava ny androny?
Andriamanitra nilaza fa i Izy dia hanalava ny andron'i Solomona raha manaraka ny lalàn'Andriamanitra sy ny didiny toy ny nataon'i Davida mpanjaka i Solomona.