plt_tq/1ki/01/32.md

4 lines
280 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Davida mpanjaka tamin'i Zadoka, Natana, ary Benaia ho atao ho an'i Solomona zanany lahy?
Davida mpanjaka dia niteny ireo manam-boninahiny telo haka an'i Solomona ho any Gibeona eo ambonin'ny ampondran'i Davida ary hanosotra azy ho mpanjaka eo amin'Israely.